Permis de construire

Service, Bureau, Lieu
Varavarana 128 ; Direction du Développement Urbain Durable Service de l'Architecture et de la Permis de construire construction.


Fizotrany
  • Fangatahana ho an'ilay Kaominina voakasika;
  • Fandefasana antontatara-tasy mba ahazoana ny hevitry ny SRAT avy amin'ny Kaominina ;
  • Raha mihoatra ny +1000 m2 ny fanorenana kasaina atao dia alefa any amin'ny Ministère de l'Aménagement pour compétence, raha tsy izany dia miverina amin'ny Kaominina

Antontan-taratasy ilaina
  • Fangatahana Permis de Construire ;
  • Fangatahana sy P.V d'alignement ;
  • Taratasy fanamarinan-tany;
  • Prescription d'Urbanisme ;
  • Plan du Projet ;
  • Plan Topo.

Sarany
  • 0 Ariary.

Faharetan'ny fahatontosana
  • 01 volana ao aorian'ny fametrahana ny fangatahana eo anivon'ny kaominina ;