Extrait des Equivalences de diplôme

Service, Bureau, Lieu
Varavarana108 - SGEAT , Service de la Gestion des Équivalences Administratives des Titres


Fizotrany
  • Fametrahana antotan-taratasy

Antontan-taratasy ilaina
  • Diplaoma tany am-boalohany ;
  • Dika mitovy amin'ny diplaoma sy voamarina ; 
  • Dika mitovy amin'ny karapanondrom-pirenena ;
  • Taratasy fangatahana

Sarany
  • Taratasy fangataha : 100 Ar

Faharetan'ny fahatontosana
  • 24h raha misy fangatahana hatramin'ny 200 isa 
  • 48h raha misy fangatahana hatramin'ny 200 isa