Kara-panondrom-pirenena

Service, Bureau, Lieu
Distrika


Fizotrany
  • Fametrahana fikasana hanao karapanondro eo amin'ny kaominina ataon'ny Chef de l’Arrondissement Administratif ;
  • Fanamarinana ny antotan-taratasy fikasana hanao karapanondro sy fanaovana sonia avy amin'ny Chef de District ;
  • Sonia ;
  • Fiverenana any amin'ny Chef d’Arrondissement hamerenana azy amin'ny tompony

Antontan-taratasy ilaina
VOALOHANY :
  • Fanamarinana toeram-ponenana ;
  • Kopia nahaterahana ;
  • Sary ;
  • Karinem- pokontany.
FAHAVEREZANA :
  • Fanamarinana toeram-ponenana + sary ;
  • Fanamarihana faheverezana CIN ;
  • Dika lasitra kara-panondro CIN;
  • Fiche mère ;
  • Sary ;
  • Karinem-pokontany.
FANAVAOZANA :
  • Fanamarinana toeram-ponenana ;
  • CIN ;
  • Sary ;
  • Fiche mère ;
  • Karinem-pokotany.

Sarany
  • 1 200 Ar

Faharetan'ny fahatontosana
  • 24 ora - 48 ora