Fisoratam-panambadiana ary fitehirizana izany ao anatin’ny bokim-panjakana

Service, Bureau, Lieu
Kaominina


Fizotrany
  • Fametrahana antotan-taratasy ;
  • Fandraisana sy fanamarinana ;
  • Fanoratana azy anatin'ny logiciel ;
  • Fanamarinana ny fanambaran'ireo mikasa anao raharaha 
  • Fanekena ny fahamarinan' ireo mombamomba azy ;
  • Fanaovana sonia ny bokim-panjakana ;
  • Lanonana fankalazana.

Antontan-taratasy ilaina
  • Kopia nahaterahana latsaky ny telo volana (lahy sy vavy)
  • Fanamarinana maha mpitovo (lahy sy vavy)
  • CIN Photocopie dika lasitry ny vavolombelona
  • CIN Photocopie dika lasitry ny kara-panondro (lahy sy vavy)
  • Fanamarinana toeram-ponenan'ny mpivady
  • Fangatahana fisoratam-panambadiana
  • Taratasy fiantohana
  • Valopy 4+ timbre 4 Arak'izay ilaina :
  • Fahazoan-dalana hanambady ho an'ny miaramila
  • Certificat de Capacité de Mariage (CCM) ho an'ny teratany frantsay ;
  • Fahazoan-dalana avy amin'ny Tribonaly amin'ny fanaovana fisoratam-panambadiana ivelan'ny Commune
  • Fahazoan-dalana avy amin'ny Tribonaly raha tsy ampy taona

Sarany
  • Alakamisy : 0 Ar
  • Sabotsy : 30 000 Ar

Faharetan'ny fahatontosana
  • Farafahakeliny 10 andro ao aorian'ny fametrahana ny antontan-taratasy