Bulletin N°3 (Casier judiciaire)

Institution, Ministère
Ministeran’ny Fitsaràna

Service, Bureau, Lieu
Varavarana 01, RDC du bâtiment Archive-État Civil, Tribunal Anosy.


Fizotrany
---

Antontan-taratasy ilaina
  • Fangatahana sora-tànanana ;
  • Kopia nahaterahana (araky ny voalohany, manaraka ny bokim-panjakana)
  • na dika lasitry ny kara-panondro (mazava ny toerana nahaterahana, indrindra ny Kaominina sy ny Distrika)

Sarany
  • 2000 Ar

Faharetan'ny fahatontosana
  • 1 jour si 300 dossiers traités /
  • 2 jours à partir de 301 dossiers traités