Kara-tany (terrain en réquisition)

Institution, Ministère
Ministeran’ny Fanajariana ny tany

Service, Bureau, Lieu
Kaominina voakasika


Fizotrany
  • Toro-lalana

Antontan-taratasy ilaina
  • Chemise à dossier DPF Numéro 15 miisa 02 vidina any amin’ny trano printim-pirenena
  • Taratasy fanamarihana fananan-tany miisa 02 angatahina any amin ny sampandraharahan ny fananan-tany raha misoratra amin'ny anaran’ny fanjakana ilay tany angatahina (latsaky ny 3 volana)
  • Sarintany manara-penitra voamarin’ny mpandrefy tany sy efa nandalo fitiliana mialoha , miisa 02 miaraka amin ny taratasy fitanana an-tsoratra mitanisa ny zavatra misy eny an-toerana sy izay mety mombamomba ilay tany
  • Sarin-tany misy ny marika « repérage préalable » avy amin’ny service TOPO
  • Sarin-tany 02 ampiarahina amin’ny fangatahana

Sarany
  • Vola antoka 5000 Ar
  • 200 Ar/10 000m2 fara fahakeliny 5000 Ar

Faharetan'ny fahatontosana
---