Fangatahana tanim-panjakana

Institution, Ministère
Ministeran’ny Fanajariana ny tany

Service, Bureau, Lieu
Kaominina


Fizotrany
---

Antontan-taratasy ilaina
  • Chemise à dossier DPF Laharana 15 miisa 02 ; vidina any amin’ny trano printim-pirenena
  • Taratasy fanamarihana fananan-tany miisa 02 angatahina any amin ny sampandraharahan' ny fananan-tany , raha misoratra amin ny anaran’ny fanjakana ilay tany angatahina (latsaky ny 3 volana)
  • Sarintany manara-penitra voamarin’ny mpandrefy tany sy efa nandalo fitiliana mialoha , miisa 02 miaraka amin ny taratasy fitanana an-tsoratra mitanisa ny zavatra misy eny an-toerana sy izay mety mombamomba ilay tany
  • Sarin-tany misy ny marika « repérage préalable » avy amin’ny service TOPO
  • Sarin-tany 02

Sarany
  • Vola antoka 5 000 Ar 200 Ar/10 000m2 fara fahakeliny 5 000 Ar

Faharetan'ny fahatontosana
---