Fanoratana sora-pifanekem-barotra

Institution, Ministère
Ministeran’ny Fanajariana ny tany

Service, Bureau, Lieu
Circonscription Topographique Bâtiment Topo Anosy


Fizotrany
  • Fandraisana sy fanoratana ny antotan-taratasy ;
  • Fandoavana ny sarany ;
  • Fisafidianana ny Mpandrefy tany;
  • Fidinana ifotony ;
  • fikarakarana eo anivon'ny biraom-panjakana;
  • Fanamarinana ;
  • Fahazoan-dalana ;
  • Fanomanana;
  • Fankatoavana
  • Fametrahana ho tahiry.

Antontan-taratasy ilaina
  • Fangatahana (imprimé) ;
  • Planina 01 ;
  • Chemise 01;
  • Taratasy fanamarinan-tany 01 ;
  • Dika lasitra CI.

Sarany
  • Saran'ny fitahirizana: 40.000Ar + 2% ny tombam-bidi-tany raha efa nisy famindram-panana tsy andoavam-bola tolo-belona;
  • Onitra omena ny Mpandrefy Tany

Faharetan'ny fahatontosana
  • 45 andro raha feno ny antotan-taratasy angatahina