Service, Bureau, Lieu
KaomininaFizotrany
- Tsy maintsy manatrika ny iray amin'ireo mpandova
Antontan-taratasy ilaina
- Kara panondro ;
- Fanambarana fahafatesana ;
- Dika lasitry ny bokim-pianakaviana ;
- Dika lasitra kara-panondro sy fanamarinana toeram-ponenana
- Vavolombelona 04 mihoatran'ny 21 taona(dika lasitra kara-panondro sy fanamarinana toeram-ponenana).
Sarany
- DF : 2000 Ar ;