Fanambarana fahafatesana

Service, Bureau, Lieu
Kaominina sy boriborin-tany


Fizotrany
---

Antontan-taratasy ilaina
  • (Araky ny toro-lalana)
  • Fiche de constatation an'ny fahafatesana nomen'ny BMH
  • Kara-panondron'ny maty
  • Kopia lasitry ny kara-panondron'ny maty
  • Fiche statistique de décès INSTAT
  • Mety ho azo ekena : Bokim-pianakaviana

Sarany
  • 1000 Ar

Faharetan'ny fahatontosana
---