Famindrana fananana fiarakodia : varotra eo anivon’ny samy olontsotra

Service, Bureau, Lieu
Centre immatriculation TANA


Fizotrany
---

Antontan-taratasy ilaina
  • Déclaration sur l’honneur miaraka amin'ny sonia voamarin'ny roa tonta
  • Carte grise taloha;
  • Taratasim-barotra soratana miaraka amin'ny fanamarinan'ny sonian'ny 02 tonta ( 04 exemplaires)
  • Dika lasitry ny karapanondron'ny roa tonta voamarina fa mitovy amin'ny kara-panondro fototra ;
  • Fanamarinana ny toeram-ponenan'ny mpividy ;
  • Fiche de suivi mutation ;
  • Tomban-ketra ;
  • Chemise dossier manga ;
  • Sarany.

Sarany
  • 75 000 Ar Carte grise + 300 Ar saran'ny famindrana fanana +saran'ny fanoratana hita ao amin'ny tranokala ( véhicule.impôts.mg).

Faharetan'ny fahatontosana
  • 30 andro