Famindrana fananana fiarakodia avy amin’ny faritany hafa tsy Antananarivo
Service, Bureau, Lieu
Centre immatriculation TANA
Antontan-taratasy ilaina
- Déclaration sur l’honneur miaraka amin'ny sonia voamarin'ny roa tonta ;
- Carte grise taloha voamarin'ny Ministère de l’Intérieur au service du contrôle d’immatriculation et des permis de conduire/Anosy;
- Certificat de non gage latsaky ny 03 volana voamarin'ny Ministère de l’Intérieur au service du contrôle
d’immatriculation et des permis de conduire/Anosy ;
- Taratasim-barotra voasoratra miaraka amin'ny sonia voamarin'ny 02 tonta. (4 exemplaires);
- Dika lasitry ny kara panondron'ny 02 tonta voamarina;
- Taratasy fanamarinam-ponenan'ny mpividy ;
- Fiche de suivi mutation ;
- Tomban-ketra ;
- Chemise
- dossier Mavokely ;
- Sarany.
Sarany
- 75 000 Ar Carte grise + 300 Ar saran'ny famindrana fanana + saran'ny fanoratana
- saran'ny fanoratana: (site véhicule.impôts.mg).
Faharetan'ny fahatontosana