Famindrana fananana (fanoloana tompon-mpananana)

Service, Bureau, Lieu
Kaominina


Fizotrany
  • Antso antarobia
  • Peta-drindrina

Antontan-taratasy ilaina
  • Fangatahana miantefa amin'ny Ben'ny Tanana
  • Dika lasitry ny kara-panondro ho an'ny tompom-mpananana taloha sy vaovao
  • Dika lasitra miloko ho an'ny Carte Grise Certifiée
  • Fanamarinana toeram-ponenana
  • Casier judiciaire
  • Sary 02
  • Licence tamin'ny voalohany + Dika lasitra mitovy
  • Chemise manga/mavokely

Sarany
  • 400 000 Ar
  • 0 Ar raha ray aman-dreny sy zanaka na lova

Faharetan'ny fahatontosana
  • 15 - 20 andro