Fanovana anarana

Institution, Ministère
Ministeran’ny Fitsaràna

Service, Bureau, Lieu
Tribunal Anosy. Manaraka ny faritra


Fizotrany
---

Antontan-taratasy ilaina
  • Fangatahana fanovana anarana;
  • Kopia nahaterahana;
  • Vavolombelona 02;
  • Kara-panondron'ny mpangataka (raha ampy taona) + Dika lasitra voamarina .

Sarany
  • Sarany 30 000 Ar aloha eo amin'ny Greffier en Chef;
  • Rehefa mahazo ny verdict avy amin'ny Tribonaly, dia mila makany amin'ny Kaominina nahaterahana ary any no ovaina ny Kopia nahaterahana ara-dàlana.

Faharetan'ny fahatontosana
  • Maharitra 01 volana ary ekena foana raha fangatahana voalohany;
  • Rehefa mahazo ny verdict avy amin'ny Tribonaly, dia mila makany amin'ny Kaominina nahaterahana ary any no ovaina ny Kopia nahaterahana ara-dàlana.