Famindrana fananana eo amin’ny samy mpivady
Service, Bureau, Lieu
Centre immatriculation TANA
Antontan-taratasy ilaina
- Déclaration sur l’honneur, sonian'ny mpivady 02 à (légaliser)
- Carte grise fototra
- Acte de cession : taratasy ataon'ny mpivady soratana eo anivon'ny fanjakana
- Dika lasitra voamarina fa mitovy amin'ny karapanondron' ny mpivady 02
- Taratasy fisoratam-panambadian'ny mpivady
- Taratasy fanamarinana toeram-ponenan'ny mpivady
- Fiche de suivi mutation
- Tomban-ketra
- Chemise dossier manga
- Sarany.
Sarany
- 75 000 Ar Carte grise
- 300 Ar saran'ny famindrana fanana
- Saran'ny fanoratana
Faharetan'ny fahatontosana
---