Famindrana fananana eo amin’ny samy mpivady

Service, Bureau, Lieu
Centre immatriculation TANA


Fizotrany
---

Antontan-taratasy ilaina
  • Déclaration sur l’honneur, sonian'ny mpivady 02 certifié ;
  • Carte grise fototra ;
  • Acte de cession :Taratasy ataon'ny mpivady soratana eo anivon'ny fanjakana;
  • Dika lasitra voamarina fa mitovy amin'ny karapanondron' ny mpivady 02 ;
  • Taratasy fisoratam-panambadian'ny mpivady ;
  • Taratasy fanamarinana toeram-ponenan'ny mpividy ;
  • Fiche de suivi mutation ;
  • Tomban-ketra ;
  • Chemise dossier manga;
  • Sarany.

Sarany
  • 75 000 Ar Carte grise +300 Ar saran'ny famindrana fananana +saran'ny fanoratana
  • saran'ny fanoratana (site véhicule.impôts.mg)

Faharetan'ny fahatontosana
---