Rétablissement de Bornes (barème prix)
Service, Bureau, Lieu
Circonscription Topographique Bâtiment Topo Anosy
Fizotrany
- Fandraisana sy fanoratana ny antotan-taratasy
- Fandoavana ny sarany
- Fisafidianana ny Mpandrefy tany
- Fidinana ifotony
- Fikarakarana eo anivon'ny biraom-panjakana
- Fanamarinana
- Fahazoan-dalana
- Fanomanana
- Fankatoavana
- Fametrahana ho tahiry.
Antontan-taratasy ilaina
- Fangatahana (imprimé)
- Planina 01
- Chemise 01
- Taratasy fanamarinan-tany 01
- Dika lasitra CI.
Sarany
Saran'ny fitahirizana:
- 40.000Ar + 2% ny tombam-bidi-tany raha efa nisy famindram-pananana tsy andoavam-bola tolo-belona
- Onitra omena ny Mpandrefy Tany
Faharetan'ny fahatontosana
- 45 andro raha feno ny antotan-taratasy angatahina