Ivotoro : nahazo ny « Prix de l’innovation dans la fonction publique » Voafantina ho anisan’ny sampan-draharaha sy fandaharanasa nitondra zava-baovao teo amin’ny tontolon’ny asam-panjakana eto Madagasikara ny Ivotoro na ny Ivon’ny torohay, natsangan’ny...
Le centre IVOTORO informe et oriente les usagers sur les formalités et procédures administratives. Pour afficher une démarche, taper votre question dans la barre de recherche
IVOTORO sy ny fampiasana ny tranonkala
IVOTORO dia manoro ny olom-pirenena ny momba ny dingana arahina raha toa ka hikarakara taratasim-panjakana ny olona iray. Manome torolalana amin’ny toerana tokony haleha, ny sarany tokony haloa sy ny fe-potoana amin’ny fikarakarana taratasim-panjakana.
Raha tsy mifanaraka amin'ny eny an-toerana ny torolalana voarainao avy aty amin’ny IVOTORO, dia aza misalasala mamerina miantso ny 640, na mandefa hafatra amin’ny mailaka.