Taratasy fanamarinana tsy fanana asa

Service, Bureau, Lieu
Varavarana 26, Inspection du Travail Antsahavola.


Fizotrany
---

Antontan-taratasy ilaina
  • Kara-panondro ou taratasy fanamarinana tsy fananana asa avy amin'ny sefo fokotany, araky ny ilain'ny fanjakana 

Sarany
  • 0 Ar

Faharetan'ny fahatontosana
  • Vita eo ho eo
  • 48 ora miankina amin'ny fandaminana