Taratasy fanamarinan-tany

Institution, Ministère
Ministeran’ny Fanajariana ny tany

Service, Bureau, Lieu
Varavarana 132 Anosy MATP / Guichet unique.


Fizotrany
  • Fanangonana ny antotan-taratasy

Antontan-taratasy ilaina
  • Imprimé de réquisition ;
  • Dika lasitra kara-panondro ;
  • Laharan'ny tany ao amin'ny bokin-tany na parcelle avec registre et Folio.

Sarany
  • 2 000 Ar

Faharetan'ny fahatontosana
---