Karatra statistika

Service, Bureau, Lieu
INSTAT - Rue Jules RANAIVO - ANOSY, BP 485 Antananarivo 101


Fizotrany
  • Fanamboarana ny statistika sy ny fanamarinana ny toe-ketra ho an'ny supérieurs hiérarchiques sy ny sampana samihafa eo anivon'ny fanjakana

Antontan-taratasy ilaina
  • Ny tatitra rehetra momba ny toe-ketra

Sarany
  • 0 AR

Faharetan'ny fahatontosana
  • tsy voafaritra mazava