Karatra fahazoana mitondra fiarakodia voalohany, Permis Biométrique

Service, Bureau, Lieu
Faritany Ambohidahy


Fizotrany
  • Taratasy fandoavana sarany ao amin'ny Birao ifototra A ;
  • Fandoavana sarany ao amin'ny varavarana 19 ;
  • Fanaterana ny antotan-taratasy ao amin'ny protocole, varavarana 201(Rihana faharoa) ;
  • Fakana sary;
  • Lavotondro + fanaovana sonia ;
  • Fampidirana ny données biométriques ;
  • Fankatoavana
  • Fanomezana ny karatra + scan varavarana 24 (ambany rihana).

Antontan-taratasy ilaina
  • Bordereau d’envoi avy amin'ny sekoly fianarana familiana fiara ;
  • Dika lasitra voamarina kara-panondro;
  • Fanamarinana toeram-ponenana ;
  • Pochette dossier maintso

Sarany
  • 38 000Ar

Faharetan'ny fahatontosana
---