Service, Bureau, Lieu
KaomininaFizotrany
Antontan-taratasy ilaina
- Taratasy fangatahana
- Fanamarinam-ponenan'ny mpangataka
- Fanamarinam-ponenan'ny zaza tsy manana kopia lava
- Dika lasitry ny kara-panondro, voamarina ho an'ny vavolombelona 02 mihoatra ny 21 taona
- Dika lasitry ny kara-panondron'ny mpangataka, voamarina CIN
- Fanamarihana ny fahavitan'ny visite somatique omen'ny CSB2
Sarany
- 0 Ar
Faharetan'ny fahatontosana
- 1 andro