Fanoratana sora-pifanekem-barotra (Tanimpanjakana)

Institution, Ministère
Ministeran’ny Fanajariana ny tany

Service, Bureau, Lieu
Circonscription Topographique Bâtiment Topo Anosy


Fizotrany
  • Fandraisana sy fanoratana ny antotan-taratasy ;
  • Fandoavana ny sarany ;
  • Fisafidianana ny Mpandrefy tany;
  • Fidinana ifotony ;
  • Fikarakarana eo anivon'ny biraom-panjakana;
  • Fanamarinana ;
  • Fahazoan-dalana ;
  • Fanomanana;
  • Fankatoavana
  • Fametrahana ho tahiry.

Antontan-taratasy ilaina
  • Fangatahana (imprimé) ;
  • Planina 01 ;
  • Chemise 01 ;
  • Taratasy fanamarinan-tany 01 ;
  • Dika lasitra CI.

Sarany
  • Saran'ny fitahirizana: 40.000Ar + 2% ny tomba:-bidi-tany raha efa nisy famindram-pananana tsy andoavam-bola tolo-belona;
  • Onitra omena ny Mpandrefy Tany

Faharetan'ny fahatontosana
  • 45 andro raha feno ny antotan-taratasy angatahina

Generic selectors
Exact matches only
Hitady
Search in content
procedure
Filter by Categories
Tsy misy sokajy
Generic selectors
Exact matches only
Hitady
Search in content
procedure
Filter by Categories
Tsy misy sokajy