Fananganan-jaza

Institution, Ministère
Ministeran’ny Fitsaràna

Service, Bureau, Lieu
Varavarana n°1, Bâtiment Tribunal pour Enfant, Anosy.


Fizotrany
---

Antontan-taratasy ilaina
  • Kopia nahaterahan'ny ankizy ;
  • Dika lasitry ny kara-panondro voamarina ho an'ny ray aman-dreny sy ilay manangana;
  • Taratasy fisoratam-panambadian'ireo mangantaka ny zaza;
  • Chemise volom-boasary ;
  • Fangatahana 01 ;
  • Papiers vélins 06

Sarany
  • Tsy andoavam-bola

Faharetan'ny fahatontosana
---