Famindrana fananana (fanoloana tompon-mpananana)

Service, Bureau, Lieu
CUA (Commune Urbaine d'Antananarivo)


Fizotrany
  • Antso antarobia
  • Peta-drindrina

Antontan-taratasy ilaina
  • Fangatahana miantefa amin'ny Ben'ny Tanana;
  • Dika lasitry ny kara-panondro ho an'ny tompom-mpananana taloha sy vaovao ;
  • Dika lasitra miloko ho an'ny Carte Grise Certifiée;
  • Fanamarinana toeram-ponenana;
  • Casier judiciaire;
  • Sary 02;
  • Licence tamin'ny voalohany + Dika lasitra mitovy;
  • Chemise manga/mavokely

Sarany
  • 400 000 Ar;
  • 0 Ar raha ray aman-dreny sy zanaka na lova

Faharetan'ny fahatontosana
  • 15 - 20 andro