Famindrana fananana (fanoloana tompom-pananana)
                                                    
                    	
    
          
              
    
      
                                      
                          
              
      
      
        
            
          
    
        
            
            
                
 Service, Bureau, Lieu
                Kaominina                
            
         
        
        
        
             Fizotrany
            
 	- Antso antarobia
- Peta-drindrina
 
        
        
             Antontan-taratasy ilaina
            
 	- Fangatahana miantefa amin'ny Ben'ny Tanana;
- Dika lasitry ny kara-panondro ho an'ny tompom-mpananana taloha sy vaovao ;
- Dika lasitra miloko ho an'ny Carte Grise Certifiée;
- Fanamarinana toeram-ponenana;
- Casier judiciaire;
- Sary 02;
- Licence tamin'ny voalohany + Dika lasitra mitovy;
- Chemise manga/mavokely
 
        
        
             Sarany
            
 	- 400 000 Ar;
- 0 Ar raha ray aman-dreny sy zanaka na lova 
 
        
        
             Faharetan'ny fahatontosana