Famindram-pananana tolo-belona
Service, Bureau, Lieu
Birao ifototra an'ilay toerana voakasika
Fizotrany
- Fandinihana ;
- Fahazoan-dalàna ;
- Fandoavana sarany ;
- Fikarakarana.
Antontan-taratasy ilaina
- Réquisition ;
- CSJ (taratasy fanamarinan-tany latsaky ny telo volana)
- Taratasy fiantohan'ireo voakasika, voamarina araky ny lalana;
- Dika lasitra kara-panondro voamarina ho an'ireo rehetra voakasika ;
- Dikam-bokin-tany na extrait matriciel
- Famindram-pananana tolo-belona voamarina eo anatrehan'ny fanjakana ;
- Pilanina voasonian'ireo manao ny fanoratana ny tany;
- Fahazoana alalana anaovana ny fanoratana (sy ny morcellement).
Sarany
- Sarany raikitra : 40000 Ar isaky ny mpanao tolo-belona izay ligne directe descendante (Lois de Finance 2021) ;
- Saran'ny fanoratana : 5% ny tombam-bidi-tany raha efa nisy famindram-pananana tsy andoavam-bola tolo-belona
Faharetan'ny fahatontosana
---