Famadihana karatra fahazoana mitondra fiarakodia vahiny ho karatra fahazoana mitondra fiarakodia malagasy. Permis Biométrique

Service, Bureau, Lieu
Faritany Ambohidahy.


Fizotrany
  • Taratasy fandoavana sarany ao amin'ny Birao ifototra A ;
  • Fandoavana sarany ao amin'ny varavarana 19 ;
  • Fanaterana ny antotan-taratasy ao amin'ny protocole, varavarana 201(Rihana faharoa) ;
  • Fakana sary;
  • Lavotondro + fanaovana sonia ;
  • Fampidirana ny données biométriques ;
  • Fankatoavana
  • Fanomezana ny karatra + scan varavarana 24 (ambany rihana).

Antontan-taratasy ilaina
  • Fangatahana atao sora-tanana ;
  • Dika lasitry ny karatra fahazoana mitondra fiara vahiny ;
  • karatra fahazoana mitondra fiarakodia vahiny ;
  • Dika lasitry ny kara panondro ;
  • Dika lasitry ny pasipaoro na carte de résident ;
  • Taratasy fanamarinana fonenana ;
  • Fandikana ;
  • Taratasy fanamarinana asa ;
  • Chemise dossier maintso.

Sarany
  • 38.000 Ar

Faharetan'ny fahatontosana
---