Duplicata noho ny fahaverezana ho an’ny karatra fahazoana mitondra fiarakodia, Permis Biométrique

Service, Bureau, Lieu
Faritany Ambohidahy.


Fizotrany
  • Taratasy fandoavana sarany ao amin'ny Birao ifototra A ;
  • Fandoavana sarany ao amin'ny varavarana 19 ;
  • Fanaterana ny antotan-taratasy ao amin'ny protocole, varavarana 201(Rihana faharoa) ;
  • Fakana sary;
  • Lavotondro + fanaovana sonia ;
  • Fampidirana ny données biométriques ;
  • Fankatoavana
  • Fanomezana ny karatra + scan varavarana 24 (ambany rihana).

Antontan-taratasy ilaina
  • Attestation de déclaration de perte ;
  • Photocopie CIN certifiée ;
  • Certificat de résidence ;
  • Chemise dossier verte.

Sarany
  • 38 000 Ar

Faharetan'ny fahatontosana
---