Antotan-taratasy ho an’ny prise en charge

Service, Bureau, Lieu
Varavarana 63 rez-de-chaussée Immeuble Finances Antaninarenina Antananarivo 101.


Fizotrany
  • Fanoratana sy fanamarinana ao anatin'ny base de données (eo amin'ny fandraisana) ;
  • Fanantonana mpitsabo ;
  • Fanomezana fanafody sy/na analyse arakaraky ny ilaina.

Antontan-taratasy ilaina
  • Bulletin de consultation (voasonian'ny tompon'andraikitra ao ampiasana).

Sarany
  • 0 Ar

Faharetan'ny fahatontosana
  • Araky ny fitsaboana sy ny valin'ny analyses.