IVOTORO – Fampiasana

Ny IVOTORO dia ivo manoro ireo dingana rehetra arahina raha hanao taratasim-panjakana. Etsy amin’ny “Fikarohana” no manomboka ny dingana rehetra.