IVOTORO sy ny fampiasana ny tranonkala
IVOTORO dia manoro ny olom-pirenena ny momba ny dingana arahina raha toa ka hikarakara taratasim-panjakana ny olona iray. Manome torolalana amin’ny toerana tokony haleha, ny sarany tokony haloa sy ny fe-potoana amin’ny fikarakarana taratasim-panjakana.
Ny maro mpikaroka indrindra
- Kara-panondrom-pirenena
- Kara-tany (terrain en réquisition)
- Fangatahana tanim-panjakana
- Fanavaozana pasipaoro
- Fisoratam-panambadiana ary fitehirizana izany ao anatin’ny bokim-panjakana
- Pasipaoro tsotra
- Fananganan-jaza
- Certificat de nationalité
- Famindrana fananana (fanoloana tompon-mpananana)
- Extrait des Equivalences de diplôme