Duplicata karatra fahazoana mitondra fiarakodia ho an’ny faritany 05 ankoatran’Antananarivo

Service, Bureau, Lieu
Varavarana 402, Ministère de l’Intérieur et de la Décentralisation.


Fizotrany
  • Fametrahana antotan-taratasy ao amin'ny birao fandraisana taratasin'ny  MID ;
  • Fanarahamaso tsy tapaka ireo dossier.

Antontan-taratasy ilaina
  • Karatra fahazoana mitondra fiarakodia tonta (raha fanavaozana) na taratasy fanamarinana fahaverezana raha very ;
  • Taratasy fanamarinana fandoavana ny sarany eo amin'ny Toerana ifotony ao amin'ny guichets uniques manerana ny "6 centres immatriculées" ;
  • Dika lasitry ny karapanondro, voamarina ;
  • Taratasy fanamarinana toeram-ponenana.

Sarany
  • Tsy andoavam-bola raha voaloha ilay 38 000 Ariary eo anivon'ny guichets uniques ao amin'ny trésor public manerana ny faritany 6.

Faharetan'ny fahatontosana
  • 72 ora