Pasipaoro tsotra

Institution, Ministère
Ministère de la sécurité publique

Service, Bureau, Lieu
Bâtiment service central de l'immigration et de l'émigration ; Anosy Direction des renseignements du contrôle de l'immigration et de l'émigration ; MSP.


Fizotrany
---

Antontan-taratasy ilaina
  • Taratasy fangatahana pasipaoro;
  • Sary tapaka 03 ;
  • Kopia lava nahaterahana latsaky ny enim-bolana nomen'ny Ben'ny tanana ;
  • Kopia lasitra voamarina momba ny kara-panondro ;
  • Taratasy fanamarinana ny toeram-ponenana ;
  • Certificat de position militaire ;
  • Autorisation parentale dûment légalisée des deux parents (Raha latsaky ny 21 taona ny mpangataka, dia mila ny kopia lasitrin'ny kara-panondron'ny ray aman-dreny roa tonta, voamarina)
  • Anton-dia (Iraka, stage …..)
  • Taratasy fanamarinana fiantranoana;
  • Taratasy fanamarinana asa na sekoly;
  • Mety hisy taratasy mihoatra angatahina (Autorisation de sortie, Certificat de Nationalité Malagasy , certificat de scolarité , acte de mariage , déclaration de perte……) .

Sarany
  • 190 000 Ar

Faharetan'ny fahatontosana
---

Generic selectors
Exact matches only
Hitady
Search in content
procedure
Filter by Categories
Tsy misy sokajy
Generic selectors
Exact matches only
Hitady
Search in content
procedure
Filter by Categories
Tsy misy sokajy