Service, Bureau, Lieu
Varavarana 01, RDC du bâtiment Archive-État Civil, Tribunal Anosy.Fizotrany
Antontan-taratasy ilaina
- Fangatahana sora-tànanana ;
 - Kopia nahaterahana (araky ny voalohany, manaraka ny bokim-panjakana)
 - na dika lasitry ny kara-panondro (mazava ny toerana nahaterahana, indrindra ny Kaominina sy ny Distrika)
 
Sarany
- 2000 Ar
 
Faharetan'ny fahatontosana
- 1 jour si 300 dossiers traités /
 - 2 jours à partir de 301 dossiers traités